Salamo 117 Malagasy Bible (MG1865) Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra. Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary