Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tavy varahina sy ny faladiany vara­hina dia nataony tamin'ny fitaratra varahin'ny vehivavy izay nanompo teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:8 amin'ny teny manodidina.