Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nampiditra ny bao teo amin'ny vava vola teo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara izy hilanjana azy. Ary hazo fisaka no narafiny ho alitara, ka nataony hobokaty.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:7 amin'ny teny manodidina.