Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 38:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao ny kianja izy: tamin'ny lafiny atsimo nisy fefy lamba zato hakiho ho amin'ny kianja natao tamin'ny rongony fotsy madinika voahasina;

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 38

Jereo Eksodosy 38:9 amin'ny teny manodidina.