Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 17:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nangetaheta teo ny olona, dia nimonomonona tamin'i Mosesy izy ka nanao hoe: Nahoana ianao no nitondra anay niakatra niala tany Egypta hahafatin-ketaheta anay sy ny zanakay ary ny bibinay?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:3 amin'ny teny manodidina.