Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 17:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nila ady tamin'i Mosesy ny olona ka nanao hoe: Omeo rano izahay mba hosotroinay. Fa hoy Mosesy taminy: Nahoana no mila ady amiko ianareo? Nahoana no maka fanahy an'i Jehovah ianareo?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:2 amin'ny teny manodidina.