Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 17:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mosesy nitaraina tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Ahoana no hataoko amin'ireto olona ireto? fa mila hitora-bato ahy izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 17

Jereo Eksodosy 17:4 amin'ny teny manodidina.