Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 15:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niakanjo akanjo rongony fotsy madinika Davida, ary niakanjo toy izany koa ny Levita rehetra izay nitondra ny fiara ary ny mpihira sy Kenania, tonian'ny fitondrana, mbamin'ny mpihira; ary Davida nisalotra efoda rongony fotsy koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:27 amin'ny teny manodidina.