Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 15:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nomban'Andriamanitra ny Levita izay nilanja ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, dia namono vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito hatao fanatitra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:26 amin'ny teny manodidina.