Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 15:28 Malagasy Bible (MG1865)

Toy izany no nampakaran'ny Isiraely rehetra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah tamin'ny fihobiana sy ny feon'ny anjomara sy ny trompetra ary ny kipantsona sy tamin'ny fitendrena ny valiha sy ny lokanga.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:28 amin'ny teny manodidina.