Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 24:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'ny ampanenoana mafy ny trompetra dia haniraka ny anjeliny Izy, ary hangonin'ireo ny olom-boafidy avy amin'ny vazan-tany efatra hatramin'ny faravodilanitra rehetra.

Vakio ny toko manontolo Matio 24

Jereo Matio 24:31 amin'ny teny manodidina.