Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 24:30 Malagasy Bible (MG1865)

Ary amin'izany andro izany dia hiseho eo amin'ny lanitra ny famantarana ny Zanak'olona, ka dia hitomany ny firenena rehetra ambonin'ny tany, ary hahita ny Zanak'olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin'ny rahon'ny lanitra izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 24

Jereo Matio 24:30 amin'ny teny manodidina.