Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Matio 24:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy: Raha vao manaroka ny rantsany ka mandravina, dia fantatrareo fa efa akaiky ny lohataona.

Vakio ny toko manontolo Matio 24

Jereo Matio 24:32 amin'ny teny manodidina.