Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 15:44 Malagasy Bible (MG1865)

Ary gaga Pilato raha maty sahady Jesosy, ka dia niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy na efa maty ela Izy, na tsia.

Vakio ny toko manontolo Marka 15

Jereo Marka 15:44 amin'ny teny manodidina.