Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Marka 15:43 Malagasy Bible (MG1865)

dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan-kaja, izay isan'ny Synedriona sady niandry ny fanjakan'Andriamanitra koa; ary sahy niditra tao amin'i Pilato izy ka nangataka ny fatin'i Jesosy.

Vakio ny toko manontolo Marka 15

Jereo Marka 15:43 amin'ny teny manodidina.