Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:9 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, alaiko ny sasany amin'ny synagogan'i Satana, izay milaza ny tenany ho Jiosy, kanjo tsy izy, fa mandainga, indro, hataoko tonga hiankohoka eo anoloan'ny tongotrao ireo, ka ho fantany fa Izaho efa tia anao.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:9 amin'ny teny manodidina.