Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:10 Malagasy Bible (MG1865)

Satria efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin'ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:10 amin'ny teny manodidina.