Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 3:8 Malagasy Bible (MG1865)

Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany ianao ka nitandrina ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 3

Jereo Apokalypsy 3:8 amin'ny teny manodidina.