Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ravehivavy kosa nandositra nankany an-efitra, izay nisy fitoerany namboarin'Andriamanitra, mba hovelomina any enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 12

Jereo Apokalypsy 12:6 amin'ny teny manodidina.