Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Apokalypsy 12:5 Malagasy Bible (MG1865)

ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 12

Jereo Apokalypsy 12:5 amin'ny teny manodidina.