Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 9:24 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy fantatrareo va fa izay mihazakazaka eo amin'ny tany fihazakazahana dia samy mihazakazaka avokoa, nefa ny iray ihany no mahazo ny loka? Mihazakazaha toy izany mba hahazoanareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 9

Jereo 1 Korintiana 9:24 amin'ny teny manodidina.