Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Korintiana 9:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpihazakazaka rehetra dia mahonon-tena amin'ny zavatra rehetra. Kanefa ireny dia mitady satro-boninahitra mety ho lò ihany, fa isika kosa ny tsy mety ho lò.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 9

Jereo 1 Korintiana 9:25 amin'ny teny manodidina.