Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 22:6 Malagasy Bible (MG1865)

koa ankehitriny mba mankanesa atỳ, ka ozòny ho ahy ity firenena ity, fa mahery noho izaho izy; angamba hahazo mamely azy isika, ka handroaka azy hiala amin'ny tany aho; satria fantatro fa izay tsofinao rano dia voatahy, ary izay ozoninao dia voaozona.

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:6 amin'ny teny manodidina.