Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nomery 22:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naniraka olona izy ho any amin'i Balama, zanak'i Beora, any Petora, izay eo amoron'ny Ony, dia eo amin'ny tanin'ny fireneny, mba hampaka azy, ka nanao hoe: Indro, misy firenena nivoaka avy tany Egypta; ary indro, mandrakotra ny tany rehetra izy ka mitoby tandrifiko;

Vakio ny toko manontolo Nomery 22

Jereo Nomery 22:5 amin'ny teny manodidina.