Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:24 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niditra ny zanany ka nandova ny tany, ary nampietrenao teo anoloany ny Kananita tompon-tany, dia natolotrao ho eo an-tanany ireo mbamin'ny mpanjakany sy ny vahoakany hanaovany azy araka ny sitrapony.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:24 amin'ny teny manodidina.