Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nahazo tanana mimanda sy tany lonaka izy ary trano feno zava-tsoa rehetra sy lavaka famorian-drano voahady sy tany voavoly voaloboka sy oliva ary hazo fihinam-boa betsaka; dia nihinana izy ka voky ary nihanatavy ka nifalifaly tamin'ny fahatsaranao lehibe.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:25 amin'ny teny manodidina.