Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Nehemia 9:23 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zanany dia nohamaroinao ho tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra, sady nentinao ho amin'ny tany izay nolazainao tamin'ny razany fa hidirany holovana.

Vakio ny toko manontolo Nehemia 9

Jereo Nehemia 9:23 amin'ny teny manodidina.