Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 5:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hamafazany eo amin'ny rindrin'ny alitara ny ran'ny fanatitra noho ny ota; ary ny rà sisa hofiazany eo ambodin'ny alitara; dia fanatitra noho ny ota izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:9 amin'ny teny manodidina.