Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 5:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hitondra ireo ho eo amin'ny mpisorona izy, ary ny mpisorona kosa hanatitra ny iray aloha ho fanatitra noho ny ota, ka hotapahiny amin'ny hoho ny lohany ho afaka amin'ny vozony, fa tsy hohenteriny izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:8 amin'ny teny manodidina.