Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 5:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tsy tratry ny ananany izany, dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa ho an'i Jehovah izy ho saziny noho ny nanotany; ka ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra dorana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:7 amin'ny teny manodidina.