Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 5:6 Malagasy Bible (MG1865)

ary hitondra ny saziny ho an'i Jehovah noho ny fahotany izay nataony izy, dia ondrivavy na osivavy, nefa izay vantony, ho fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 5

Jereo Levitikosy 5:6 amin'ny teny manodidina.