toko

  1. 1
  2. 2
  3. 3
  4. 4
  5. 5
  6. 6
  7. 7
  8. 8
  9. 9
  10. 10
  11. 11
  12. 12
  13. 13
  14. 14
  15. 15
  16. 16
  17. 17
  18. 18
  19. 19
  20. 20
  21. 21
  22. 22
  23. 23
  24. 24
  25. 25
  26. 26
  27. 27
  28. 28
  29. 29
  30. 30
  31. 31
  32. 32
  33. 33
  34. 34
  35. 35
  36. 36
  37. 37
  38. 38
  39. 39
  40. 40
  41. 41
  42. 42

Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Joba 25 Malagasy Bible (MG1865)

Ny teny fanintelony nataon'i Bilidada

1. Dia namaly Bildada Sohita ka nanao hoe.

2. Fanapahana sy fampahatahorana no ao aminy, manao fihavanana any amin'ny avo Izy.

3. Azo isaina va ny miaramilany? Ary fahazavan'iza no tsy ihoaran'ny Azy?

4. Ary aiza no hahamarina ny zanak'olombelona eo anatrehan'Andriamanitra? Ary aiza no hadio izay tera-behivavy?

5. Indro, ny volana aza tsy mangarangarana, ary ny kintana aza tsy madio eo imasony;