Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 55:2 Malagasy Bible (MG1865)

Nahoana ianareo no mandany vola amin'izay tsy hanina, ary ny vokatry ny fisasaranareo amin'izay tsy mahavoky? Mihainoa dia mihainoa Ahy, ka hano izay tsara, dia aoka hiravoravo amin'ny matavy ny fanahinareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:2 amin'ny teny manodidina.