Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 55:3 Malagasy Bible (MG1865)

Atongilano ny sofinareo, ka mankanesa atỳ amiko, mihainoa, dia ho velombelona ny fanahinareo; ary hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho, dia ny famindram-po mahatoky nampanantenaina an'i Davida.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:3 amin'ny teny manodidina.