Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 55:1 Malagasy Bible (MG1865)

He! ianareo rehetra izay mangetaheta, mankanesa amin'ny rano! Ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividia, ka homàna! Eny, avia, mividia divay sy ronono, nefa tsy amim-bola, na amin-karena.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:1 amin'ny teny manodidina.