Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:7 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ianao, ry zanak'olona, dia efa notendreko ho mpitily ho an'ny taranak'Isiraely, ka raha mandre ny teny aloaky ny vavako ianao, dia izany no ho entinao mananatra azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:7 amin'ny teny manodidina.