Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha hitan'ilay mpitily kosa fa, indro, avy ny sabatra, nefa tsy nitsoka ny anjomara izy, ka tsy notairina ny olona, ary tonga ny sabatra ka mandringana olona ao aminy, dia matin'ny helony ihany iny; nefa ny ràny dia hadiniko amin'ny tànan'ilay mpitily.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:6 amin'ny teny manodidina.