Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 33:8 Malagasy Bible (MG1865)

Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: He! ry ilay ratsy fanahy, ho faty tokoa ianao! nefa tsy mety mananatra azy ianao hiala amin'ny alehany, dia ho fatin'ny helony ihany izany ratsy fanahy izany, fa ny ràny dia hadiniko amin'ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:8 amin'ny teny manodidina.