Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa afaka izany zavatra izany, dia nasandratr'i Ahasoerosy mpanjaka Hamana, zanak'i Hamedota Agagita, ka nomeny voninahitra, ary ny sezany nataony teo alohan'ny an'ny mpanapaka rehetra izay teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Estera 3

Jereo Estera 3:1 amin'ny teny manodidina.