Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Estera 3:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanompon'ny mpanjaka rehetra izay teo am-bavahadin'ny mpanjaka dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehan'i Hamana; fa izany no didin'ny mpanjaka. Fa Mordekay kosa tsy mba nety nandohalika na niankohoka.

Vakio ny toko manontolo Estera 3

Jereo Estera 3:2 amin'ny teny manodidina.