Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nentin'Andriamanitra nivily ho amin'ny lalana mahazo any an-efitra amoron'ny Ranomasina Mena ny olona; ary voaomana hiady ny fiakatry ny Zanak'Isiraely avy tany amin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:18 amin'ny teny manodidina.