Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nalefan'i Farao ny olona, dia tsy mba nentin'Andriamanitra tamin'ny lalana nankany amin'ny tanin'ny Filistina izy, na dia akaiky aza izany; fa hoy Andriamanitra: Andrao hanenina ny olona, raha mahita ady, ka hiverina any Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:17 amin'ny teny manodidina.