Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Eksodosy 13:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nentin'i Mosesy niaraka taminy ny taolan'i Josefa, satria Josefa efa nampianiana dia nampianiana ny Zanak'Isiraely ka nanao hoe: Hamangy anareo tokoa Andriamanitra, dia hitondra ny taolako hiala atỳ miaraka aminareo ianareo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 13

Jereo Eksodosy 13:19 amin'ny teny manodidina.