Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 30:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hampidirin'i Jehovah Andriamanitrao ao amin'ny tany izay nolovan'ny razanao ianao, ka holovanao izany; ary hanisy soa anao Izy sy hahamaro anao mihoatra noho ny razanao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 30

Jereo Deotoronomia 30:5 amin'ny teny manodidina.