Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 30:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoforan'i Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon'ny taranakao hitiavanao an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra, mba ho velona ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 30

Jereo Deotoronomia 30:6 amin'ny teny manodidina.