Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 12:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niarina tsy nandry tamin'ny tany intsony Davida ary nandro sy nihosotra diloilo ary nanova ny fitafiany, dia nankao amin'ny tranon'i Jehovah ka niankohoka; ary dia nody tany an-tranony izy ka niantso mba hisy handroso hanina eo anoloany, dia nihinana izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:20 amin'ny teny manodidina.