Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 12:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'i Davida fa nitakoritsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ny zaza; ka hoy izy tamin'ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:19 amin'ny teny manodidina.