Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 12:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanompony taminy: Ahoana izao zavatra nataonao izao? Fa fony mbola velona ny zaza, dia nifady hanina sy nitomany ianao, fa rehefa maty ny zaza, dia niarina sy nihinan-kanina kosa.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:21 amin'ny teny manodidina.