Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 2:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nivoaka nankany amin'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany izay tao Betela ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa anio no hangalan'i Jehovah ny tomponao hiala ho any ambonin'ny lohanao? Dia hoy izy: Eny, fantatro ihany koa izany, fa mangina ianareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:3 amin'ny teny manodidina.