Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Elia tamin'i Elisa: Masìna ianao, mijanòna eto; fa Jehovah efa naniraka ahy hatrany Betela. Fa hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, tsy handao anao mihitsy aho. Ka dia nidina nankany Betela izy roa lahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:2 amin'ny teny manodidina.